TSY HO VERY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY HO VERY





Ny fotoana lany
tamin'ny fitiavana,
tsy ho very mihitsy,
hamiratra hatrany,
sady hampitavana
amin'ny sento vitsy.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
908 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012