TSY KAMBOTY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY KAMBOTYTsy kamboty
ny maty ray
fa ny maty reny :
miaina angoty
mandrakizay
sy tretrika eny.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
ahy - fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
