TSY LASA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY LASA




Hatramin'izao,
na misy toloko
malaky,
tsy lasa ianao
fa ato am-poko,
ry Ikaky.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
280 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121