TSY MAHAVIDY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MAHAVIDY




Hoy ny didy
tsy hita hifarana,
na ho tola :
tsy mahavidy
fahasambarana
ny vola.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
281 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114