TSY MANKANY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MANKANYSitrana teny ihany
ny ferin'ny sabatra
fa tsy ny vava azo ;
aleo tsy mankany,
sady efa hafatra
fa nanimba vazo.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fisarahana - Embona - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
