TSY NANADINO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY NANADINO





Tsy nanadino,
na inona na inona aho,
ataovy tsara an-tsaina,
na tsy mino
an'izany etoana ianao
raha ambara na lazaina.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
21 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128