VOROMAHERY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOROMAHERY






Nataoko hitsikitsika
hivavahana
kanjo voromahery
nipaoka akoho
iny hita nibitsika
sy niarahana
ka nampisy fery
ny tao am-po !





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
1287 1
Mpakafy: Zozoro
Hevitra mandeha
Zozoro ( 16/06/2009 14:52)
Mankasitraka.
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119