ZAKA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ZAKA



Fahorian'ny hafa
no fahoriana zaka
fa tsy ny an'ny tena,
na dia mampijafa,
mbola mahavaka,
misy maso lena.



Fredy JAOFERA
--------
Lien:
364 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117