Hevitra momba ny Satria tiany ianao...

Hiverina amin'ny Satria tiany ianao...
mayara ( 18/01/2005 08:55)
tsara ilay tonokalo fa sarotra takarina,olona lalin-tsaina vao mahazo azy, ianao koa lalin-tsaina, tohizo fa tsara.
helitiana ( 19/02/2013 20:56)
"Voafetra ny fijery raha tsy nijaly ianao",mampahatsiahy ahy ny fitenin'i dadako manao hoe: Tsy tsapan'izay tsy niharany.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093