Ahy,ato anatiko (HARNEK)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako hokobonina ho ahy samirery
Ilay alahelo mameno ny fo
Iriko horaketina ho mistery
Ho naman'ny lasa ka mba tsy hifoha
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
38 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : HARNEK
Nampiditra : Harnek
Daty : 24/01/2026 18:19
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112