Hadisoako ? (Heriarilala Andriamamonjy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsaroako ny omalinyRaha hitako ny androaniny
K'izaho saika hilaza taminy
Nefa, avy dia najanony
"Aoka ihany hoy izy
Aoka ianao tsy ho kivy
Fa zakako eto ihany
Ny hiaritra an'izany"
Dia kotsa ny aty foko
Nefa, moa ve hadisoako?
HERIARILALA 23 oktobra 2016
#rediredy_tsy_hay_fiaviana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Heriarilala AndriamamonjyNampiditra : iheriarilala
Daty : 23/10/2026 16:59
