Hevitra momba ny Ry vadiko.
Hiverina amin'ny Ry vadiko.
Hianja (
11/04/2025 09:41)
Tononkalo nosoratana tao anatin'ny tetezamita tamin'ny taona 2009.. Fangatahana ataon'ny nosy Madagascar hoan'by filohan'ny tetezamita tamin'izany izy ity noho ny fiainan'ny vahoaka malagasy zanany izay efa mahantra sy noana...
