Hevitra momba ny adinoiko tsotra izao
Hiverina amin'ny adinoiko tsotra izao
Rajordri (
18/06/2008 09:22)
sambatra ianao raha mahay manadino
ny andro efa lasa navalon'ny taona....
ny andro efa lasa navalon'ny taona....
kalointsika (
30/06/2008 08:14)
tsy maintsy adinoina ny lasa hanatsarana ny ho avy r'se a! tena marina e
tsiambaratelo (
06/07/2008 13:23)
zah ndray tsy sahy sahy
manadino ny lasa fa ireny aza hono
no vao maika hanatsara ny hoavy,asa!?
manadino ny lasa fa ireny aza hono
no vao maika hanatsara ny hoavy,asa!?
