Hevitra momba ny ANTSO

Hiverina amin'ny ANTSO
z'andrygasy ( 18/06/2015 04:44)
Misaotra, tsara ilay izy. Izaho koa mba naniry, hamadika tononkalo an'io. Raha tsy diso aho notakarina avy amin'ny sombin-tantaran'NY AVANA ve io?
z'andrygasy ( 18/06/2015 05:04)
Fa ahoana Rangahy efa avo lenta ny asa soratr'areo. Tokony havoaka ho boky. Ohatra hoe mitambatra ianareo izay mifanakaiky. Zaho dia nandalina ny teny malagasy teny @ Anjery Manontolo, ka haiko ny mitsara tononkalo, fa tsy manana aingam-panahy hamorona satria mitaky talenta sy aingam-panahy izany:Ianareo manana an'izany:

Asa soratra maharavo
Talenta tena avo
Amin'ny itiavanay azy indrindra
Lova tsara tsy hay afindra
Avoahy ho boky amin'izay
Hitoetra mandrakizay.
hjravs ( 29/08/2015 04:16)
Mankantelina, zandry Gasy, ilay tantaran'i ED Andriamalala "Antso" no
niteraka ilay aingam-panahy ka! Dia 'za koa, maka anareo, rangahy a!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095