Hevitra momba ny " IANAO MAHATANTY?"

Hiverina amin'ny " IANAO MAHATANTY?"
mitsoa ( 02/05/2013 17:01)
tadiavinao ho sepotry ny setro-tsaribao ao atrano zany izy??...mb maka rivtra koa iz e.mankasitraka
IaroMalala ( 08/05/2013 13:11)
Salama ianao Mitsoa?
Ka fika fotsiny ne ilay mody mikopak'afo eo an-davarangana e! fita te hangala-pijery an'lay vadin'ol fotsn io atôn'io bandy io kah! fa ny indro kely dia masiaka kou le madama vadin'olona e!
Eny e!,samy mba maka rivotra marna zany zareo kou!!
Misaotra @fanehoan-kevitra! Mankasitraka
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.028