Hevitra momba ny TARATASIN-DRAFILAHY
Hiverina amin'ny TARATASIN-DRAFILAHY
mimisokely (
28/02/2006 13:42)
tsara fa tohizo
fiaritiana (
28/02/2006 16:54)
Izaho no tena tompony an! hummm, tsara izy izany!
Ifanomezantsoa (
01/03/2006 09:13)
Misaotra ry zareo a!
Malalason (
02/03/2006 12:58)
aoka leitsy tompoko fa mavesatra loatra ilya hafatra, mampieritreritra be koh!
tsara fa tohizo e!
tsara fa tohizo e!
lapino (
03/03/2006 23:15)
Aoka marina kle
Danzz be le fomba hilazana hoe "aza mankany ialahy!"
Danzz be le fomba hilazana hoe "aza mankany ialahy!"
Ifanomezantsoa (
06/03/2006 08:52)
Ny aza mba voany ihany hono fa marary io ary mampirediredy. Mba fantatrareo moa ny saika lohatenin'io tononkalo io? REDIREDIN'ITSIMAHITA TORY, Saingy efa vita indray izay dia voatery novaina ho taratasin-drafilahy.
Mahereza e! amin'ny manaraka
Mahereza e! amin'ny manaraka
