Hevitra momba ny Resim-pitia
Hiverina amin'ny Resim-pitia
ikalamako (
05/08/2023 17:20)
Fanamby o, soraty tsara ange azafady ny tononkalo ampidirina fa manjary manahirana miantsa azy an (resy aho fa tsy resy a - dia fa tsy de, sns). Aza disoina moa ny tenintsika fa manjary simba ange ilay kanto zarainareo e. Efa nahitsiko ity fa ny sasany mba jereo raha mila ahitsy. Mankasitraka dia mirary soa.
Ilay FANAMBY (
12/08/2023 15:41)
Misaotra tompoko
