Resim-pitia (NY FANAMBY Nomenjanahary)

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Resy aho ! Fa zay ataoko dia anembonako foana
Resy aho satria, 'ty foko mitepo tsisy marim-piatoana

Resy aho ! N'aiza alehako dia toa hitako etoana
Resy satria iny endrikao tsy miala anoloana

Resy aho ! N'inona henoiko dia tsapako
Endrey lay feonao miantso ny anarako

Resy aho! N'aiza haleha,n'inona halaviran-dalana
Lasa foana ny tongotro,tsy maheno hasasarana

(Ilay FANAMBY,resim-pitia 2023)
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
457 0
Hevitra mandeha
ikalamako ( 05/08/2023 17:20)
Fanamby o, soraty tsara ange azafady ny tononkalo ampidirina fa manjary manahirana miantsa azy an (resy aho fa tsy resy a - dia fa tsy de, sns). Aza disoina moa ny tenintsika fa manjary simba ange ilay kanto zarainareo e. Efa nahitsiko ity fa ny sasany mba jereo raha mila ahitsy. Mankasitraka dia mirary soa.
Ilay FANAMBY ( 12/08/2023 15:41)
Misaotra tompoko
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NY FANAMBY Nomenjanahary
Nampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 05/08/2023 16:56
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014