ALAHELO (Ilay Tia)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha andeha ianao,hisinda vetivety,handingan-taona ho an'ny foko
Atolotro ho anao,ho anao irery akia ny vetsovetsom-poko
Raiso,hasoloy ny fonao ahiako hivily
Iriko mba ny foko no hitempo anatinao,izaho no mpamily


Izay mety ho fifaliako tsy maintsy ho tsampanao
Izay zavatra iriko tiko ho fantatrao
Raha sendra alahelo aho,manina anao
Ho tsampanao,eny,ho tsampanai daholo
Izay fiainako iainako tsy eo anilanao


ARSENE RANDRIAMALALA
24/09/2018
--------
Rohy:
Sokajy : Ahiahy - embona - Fitiavana
2009 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ilay Tia
Nampiditra : arseneinlove
Daty : 26/09/2018 15:59
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106