Hevitra momba ny SAHIRANA AHO SATRIA...

Hiverina amin'ny SAHIRANA AHO SATRIA...
Arofanina ( 12/04/2015 08:12)
Mitondra ny tenin'ny 80%-n'ny vahoaka malagasy ianao @ ity tononkalo ity: mankahery anao hitolona hatrany e!
lova miar'shu ( 17/04/2015 11:31)
misaotra anao nampahery
narasoa ( 18/04/2015 15:18)
misaotra fa tsara e!
Mikalofitia ( 22/04/2015 08:20)
aza kivy re ianao
fa mbola hisy ilay maraina
tsy ho sahirana ianao
tsy hisy tsony ny taraina
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092