Hevitra momba ny FITIAVANTENA SA HAMBOM-PO

Hiverina amin'ny FITIAVANTENA SA HAMBOM-PO
mahefa72 ( 21/05/2010 16:31)
Nisy Namana iray 'zay nifanena tamiko ka nahatonga ahy hanoratra io tononkalo io rehefa avy namborahany ny alahelony, Misaotra anao namaky
fitiamirana ( 21/05/2010 17:21)
kayyyy ! Hay kasihin'ilay aigam-panahy kao i Mahefa ? Faly mahafantara dia faly mamaky ihany koa no mankafy !Soa e !Tiako ny voasoratra ! Miandry ny manaraka !:-))
ni81 ( 23/05/2010 07:11)
Misaotra nizara e! Dia miandry ny manaraka!
maeva74 ( 26/05/2010 15:28)
Mankasitraka e!! Miandry ny mbola ho avy!!!!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009