Hevitra momba ny SAOTRA TSY HO FANAPERANA

Hiverina amin'ny SAOTRA TSY HO FANAPERANA
TENIMAMIKO ( 03/07/2012 16:58)
Hafakely ny tononkalonao. Mamiko fa midera Ilay Mpahary. Toy izany koa ilay "Noho Ianao mitahy". Angamba misy hafa betsaka any รด ?
M-Hasina ( 03/07/2012 17:40)
Miarahaba Tenimamiko dia misaotra indrindra. Maromaro tokoa ny tononkaloko miantefa amin'Ilay Mpahary: saotra, fankasitrahana, hanta sy talaho,fanehoam-pinoana ihany koa fintiniko amin'ny hoe "vavaka".
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009