Hevitra momba ny L'Étranger
Hiverina amin'ny L'Étranger
MAZ RAMANA (
25/03/2022 07:34)
Tena tsy aritro mihitsy ity tononkira ity ka nalefako eto : Nisy vahiny tonga indray teo ambaravaranao, ianao nitsiky sady nampandroso. Sarotra ny mitazona azy, izy manakatra avo be...ianao indray no toa resy sy lavo!
