Hevitra momba ny Zandrikely

Hiverina amin'ny Zandrikely
niyaridan06 ( 13/12/2017 08:10)
tena mahaontsa tokoa saingy atao ahoana fa izay ny fiainana,tsy natao an-dahatra isika fa natao halahatra.TSARA LAY ASA SORATRAO RANAMAKO
TRRV ( 13/12/2017 17:03)
Tantely amam-bahona tokoa ny fiainana.Misaotra anao tamin'ny toraka voninkazo.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009