Hevitra momba ny Ny alina

Hiverina amin'ny Ny alina
Miarantsoa ( 18/11/2004 16:29)
Raha sendra mamaky ity tonokalo ity i Lanto dia mba manorata azafady !
zakilinina ( 18/11/2004 22:41)
Mety ny gadona sy ny rima. Tohizo ary mazotoa !
nyeja ( 21/11/2004 10:53)
alina...,
mahalasa embona lalina dia lalina , ankafiziko manokana ny tononkalonao
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.01