Hevitra momba ny Tsisy fisaorana

Hiverina amin'ny Tsisy fisaorana
felandefona ( 03/07/2009 08:33)
tena namotika anao io olona io raha tena fisaorana avy any am-po tokoa dia tena mahafinaritra...
endrika01 ( 10/08/2009 04:09)
Angamba fisarahana tsy nisy arakaraka ilay izy e,mety nisy ihany ny soa nifanaovana ka sarotra,ny tsy haneho fisaorana.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087