Hevitra momba ny Tonokalo mifoka

Hiverina amin'ny Tonokalo mifoka
pissoa ( 26/12/2006 19:45)
Milay be le ainga ! Hihihi
cocorico ( 26/12/2006 21:33)
milay kosa an,tonga d takatry ny mifoka an :*
mandrak ( 26/12/2006 22:07)
Misaotra eh; mankasitraka!
ledada ( 27/12/2006 08:36)
manamaina v vao mahavita toy io?
'ty njay misy setriny e! resaka maina:
Setroka lasa rahona,
Rahona tonga orana,
Orana manondraka ny tany, Tany mamokatra vinany,
môly b no dikan'zany....
vetsoko ( 09/01/2007 16:12)
io leity fa lasa mpanoratra ,ngaha io mijanona intsony?????
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1639