Hevitra momba ny IMPIRY

Hiverina amin'ny IMPIRY
Zozoro ( 30/08/2010 17:53)
Moa misy fomba ahafantatra ny ampitso ?...
Raha fantatra ny ampitso, moa ekena ny androany ?...
...Ny omaly tsy anio...ny anio tsy ampitso...
Ny ho avy ?
Mistery (misitery) ny fiainana.
Ekena aloha ny anio sy ny omaly satria "NISY"
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091