Hevitra momba ny Ampy izay

Hiverina amin'ny Ampy izay
andriary ( 21/10/2004 11:28)
O! ry nanoura!dia sanatria ve ilaozanao ny tonokalon-tsika?fa nisy inona?
Nanour ( 21/10/2004 17:26)
Tsy dia nisy inona akory fa mba hiala kely fotsiny, rehefa miverina aho hitondra tononkalo indray.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009