You are here: home > Vetso

Ampy izay - Nanour

Azo vakiana?

Ampy izay ny ranomaso
Miezaha hihoatra ny ankaso
Fa ny fiainanao
Tsy mbola voasoratra izao

Aoka izay ny tononkalo
Fa hahitako angano
Tsy ahavitàna n'inon'inona
Mampandrrevy andro ririnina

Ka iny aho no lasa ry zareo
Mampamangy ianareo
Fa hitady ny anjara
Sy fiainana mba tsaratsara.

Sokajy : Tontolo iainana

Hevitra mandeha

andriary (21/10/2004 13:28:13)

O! ry nanoura!dia sanatria ve ilaozanao ny tonokalon-tsika?fa nisy inona?

Nanour (21/10/2004 19:26:50)

Tsy dia nisy inona akory fa mba hiala kely fotsiny, rehefa miverina aho hitondra tononkalo indray.

Hametraka hevitra

Midira aloha