NY ANY AMBANIVOHITRA (NIAINA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny any ambanivohitra,sakaiza tsy mba foikoToera-mahafinaritra,hankamamin'ny foko
Ilay rivo-manitr'iny mitsoka toa malefaka
Ny feom-boronkely,mivazo tsy mba reraka
Ny korana takariva eo an-tokotaninay
Miara-manala azy dia mitsiky kely indray...
NIAINA
--------
Rohy:
Sokajy :
Tontolo iainana