Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny INY VADIKO INY
Hiverina amin'ny INY VADIKO INY
Azrael666 (
09/03/2026 11:51)
Izahay mivady: mahafotsy raha mitoto,
Fa laona sy fanoto...
Fa laona sy fanoto...
hery (
09/03/2026 15:37)
Azrael666> :-D
ikalamako (
09/03/2026 20:31)
nihahaha, letia e, raha mba kalma ary i Azrael666
Azrael666 (
12/03/2026 11:06)
Hihi... Hery! mba mitsikitsiky kely ndraindray. Ikalamako! Kalma tsika fa mba inspiraka niserana iny...
Azrael666 (
12/03/2026 11:09)
Merci an'i Nofenoina Natiora Nitsimoka, fa mba samy namoaka kely ny "tsiambararoa" madinidinikany daholo "izahay mivady".
NofenoinaNatiora (
25 andro lasa)
ry Azrael666,tsy mazava ilay "izahay mivady" lazainao,miala tsiny fa ny vadiko sarotiny be amiko ihany ka hampiady anay raha toa ka hitany io,
mba fafao teo azafady
mba fafao teo azafady
Azrael666 (
25 andro lasa)
fafao hery azafady fa misy snag foana a! ao fa tsy maninona NofenoinaNatiora a
