Hevitra momba ny Mandehana

Hiverina amin'ny Mandehana
andry 1000 ( 12/05/2015 06:49)
marina tokoa 'zany...tsara le asa-soratra fa
aza miantso intsony,
adinoy ny anarany,
fafao ny ranomaso,
avelao ny tantarany,
fa izy efa lasa;
tsy hiverina intsony,
tsy azonao ilazana,
izay mety mampaory,
fantatro ianao,
eny tena tia,
fa izy lasan'olona,
miangavy aho : mivilia,
Nofy2 ( 19/05/2015 10:44)
mankasitrak!tena tsar!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093