Hevitra momba ny ORY FITIA

Hiverina amin'ny ORY FITIA
katiaa ( 13/01/2009 23:59)
Rehefa ohatran' ireny Rentimpanahy dia vonona n finday aa, @ zay fantatrao fa hoe tsy haneno io toy izay ilay miandry vasoka :-)
rentimpanahy ( 15/01/2009 08:04)
marina ny anao, seng tsy mandry dray ny saina oe sao mba niatso izy nefa ny finday maty, kaleo enao mangaina toy izay enjehen'ny eritreritra e!!tsita mo izy ty ko!hihihi!!!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091