ORY FITIA (Ny Alimbetso Soa)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nangaina teo lay fo
Nanantena hitafa
Ora maro tokoa
No nandrasana hamafa

Saingy,
Alahelo no nameno
Ny tontolon'ny andro
F'izy tsy hita na heno
Nidify iany ny masoandro

Ny alin'iny tsy tafandry
Sao mba ......injay
Indrisy,
Sasatra ny niandry
Tsy naneno ilay finday

NAS 05/01/08
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1026 1
Mpakafy: rentimpanahy
Hevitra mandeha
katiaa ( 13/01/2009 23:59)
Rehefa ohatran' ireny Rentimpanahy dia vonona n finday aa, @ zay fantatrao fa hoe tsy haneno io toy izay ilay miandry vasoka :-)
rentimpanahy ( 15/01/2009 08:04)
marina ny anao, seng tsy mandry dray ny saina oe sao mba niatso izy nefa ny finday maty, kaleo enao mangaina toy izay enjehen'ny eritreritra e!!tsita mo izy ty ko!hihihi!!!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny Alimbetso Soa
Nampiditra : rentimpanahy
Daty : 13/01/2009 11:28
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153