Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Tany niaviako
Hiverina amin'ny Tany niaviako
rapisoukely (
11/07/2005 14:17)
Tena natolotrao ho anay lavitra an'i gasikara tany maminay mihitsy ilay tononkalo ity ry ny eja. Hafa ihany ilay tanindrazako.
fiaritiana (
15/10/2005 14:28)
marina tokoa ny voalazanao, tena tiako tokoa
