Hevitra momba ny Manody raha mangina

Hiverina amin'ny Manody raha mangina
Malalason ( 15/10/2005 10:04)
efa niteny izahay fa tsy namaly ianareo vahoaka, efa nanao antso avo izahay, fa inianareo takonana, ka hiteny aza ny moana, ny fahantrana tsy ho foana fa efa tandra vadin-koditra mitoetra ao an-tsain'ny Malagasy (sasany fa tsy izy rehetra)indrisy samia mitondra am-bavaka.
Malalason ihany e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.01