Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ranomaso (Ny Miray)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
satriko ny ho ranomaso,hikoriana hatreo imasonao,
ary hiafara eo imolotrao,
ireo molotrao tiako
raha sendra ny milaza hoe,
"tiako ianao"
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
dom16
