You are here: home > Vetso

Ny Miray

olona vao manomboka manoratra! Tsy dia mahay manoratra teny gasy firy, satria mbola kely dia efa nianatra tany an-tsekoly vaza! Ka aza dia omena tsiny raha toa ka misy tsipelina diso!
Mangataka anareo mihintsy aza, mba handefa mailaka,manintsy izay diso!
Mipetraka aty frantsa aloa amin'izao fotoana izao! Fa mikasa hiverina any madagasikara, tanindrazana, afaka 2 taona, raha vao mahavita ny fianarany!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : moktezuma1
Daty : 11/02/2004
Mpamangy : 1742
Mankafy : 0
Ankafizo