Hevitra momba ny Maso mifanojo
Hiverina amin'ny Maso mifanojo
winner (
28/11/2008 16:47)
mba ilazao refa mitohy ny tantara e
litamour (
29/11/2008 13:30)
'lay fijery tsy mandainga
'lay topi-maso tsy miafina
fa manosika manainga
ny fo sy saina mba hamihina....
dia aleo hifampijerijery eto ery eh.
lamour.
'lay topi-maso tsy miafina
fa manosika manainga
ny fo sy saina mba hamihina....
dia aleo hifampijerijery eto ery eh.
lamour.
