Hevitra momba ny very
Hiverina amin'ny very
Malalason (
14/12/2006 11:09)
"raha ny an'ahy lasan'olo am'ray za tsy maintsy misolo"
"raha olona iray no tsy tia mitoto koba hatavy" raha manam-potoana ianao dia jereo ao @ ohabolana ao (fitiavana) famisy hoe : Vodin-tsobika aza manantandrify mainka fa... aleo jerenao fa somary mampihomehy ilay izy.
mirary soa
Malalason