Hevitra momba ny NY FAHAFATESANA

Hiverina amin'ny NY FAHAFATESANA
fahamarinana ( 05/06/2009 07:20)
Fahafatesana

Tsy maintsy hizorana
Tsy tokony hatahorana
Satria fiainana hafa indray
Fianana ho tsara indray
No hampiray
Amin'ireo nialoha lalana
Ho tena fahasambarana
Satria efa nandrasana

Faha

Ho setrin'ny Tonokalon' ONITRA !! Samy mbola ho any tokoa fa ny fiomanana ara-panahy koa no atao makotroka ! Miomana,miambina nefa koa mbola miaina amim-pahasambarana eto an-tany koa isika e !
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098