You are here: home > Vetso

NY FAHAFATESANA - ONITRA

Azo vakiana?

Ny FAHAFATESANA?...sarotra toherina
rehefa lasany any dia tsy afa-miverina
tsy maintsy handalovana, tsy maintsy sedraina
tsy maintsy ekena, tsy maintsy zakaina
saro-pantarina izay lalan-kombàny
tsy fantatra intsony izay iantefàny.

     ONITRA.1997

Sokajy : Fahafatesana

Hevitra mandeha

fahamarinana (05/06/2009 09:20:58)

Fahafatesana

Tsy maintsy hizorana
Tsy tokony hatahorana
Satria fiainana hafa indray
Fianana ho tsara indray
No hampiray
Amin'ireo nialoha lalana
Ho tena fahasambarana
Satria efa nandrasana

Faha

Ho setrin'ny Tonokalon' ONITRA !! Samy mbola ho any tokoa fa ny fiomanana ara-panahy koa no atao makotroka ! Miomana,miambina nefa koa mbola miaina amim-pahasambarana eto an-tany koa isika e !

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : ONITRA

Nampiditra : helitiana
Daty : 18/10/2006
Mpamangy : 3161
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Tsy ahoako....
REHEFA ALINA ......
SAHIA......
Tena ampy izay
ILAY VERY FA HITA INDRAY
Andriamanitra ô !
VAVAKA
TSIKY