Hevitra momba ny Minitra sarobidy

Hiverina amin'ny Minitra sarobidy
DRZK ( 26/07/2007 19:22)
Tsara kah ! ... Tongava soa ny vahiny na ho ela na ho haingana e ! hi hi hi . Mbola hisy aingam-panahy hafa indray ianao amin'izay dia izahay hankafy ny soratrao eto foana. Mazotoa e !
Oully ( 29/07/2007 15:07)
Misaotra D. Miara-mankafia eto isika izany.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0102