Hevitra momba ny ANTSAN'NY TIA

Hiverina amin'ny ANTSAN'NY TIA
Zozoro ( 30/04/2010 18:00)
"Ny fitobakin'ny ela ve no andevona ny efa mijoro ?...
Ny fanadinoana tsy misy raha mbola tany koa ny tanay..."

Mankasitraka tokoa. Misaotra.
Zozoro ( 30/04/2010 18:04)
"Ny fitobakin'ny ela ve no andevona ny efa mijoro?...
Ny fanadinoana tsy misy raha mbola tany koa ny tany..."
kolesy ( 04/05/2010 12:41)
Moa ny ela fanadino?
Ry Aiko, hany tokana fitiavako
Fa ny androany koa banjino
Mbola tia anie aho rahavako.

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092