Hevitra momba ny Dieny Izao
Hiverina amin'ny Dieny Izao
Malalason (
05/02/2007 08:50)
mitovy aminao daholo ny tononkalonao ...
pissoa (
05/02/2007 19:11)
Hihihi - tsy azoko.
Fa ahoana ilay "Izaho" ?
Fa ahoana ilay "Izaho" ?
Malalason (
06/02/2007 14:16)
maha te ho tia raha tsorina ary e! azo am'zayi?
winner (
02/10/2007 20:58)
Tsy ratsy ilay baiko an. Raha vonona mialoha mantsy hono ny olona iray de mitombo avo roa heny ny heriny
