Hevitra momba ny Misaotra ry Andrarezina
Hiverina amin'ny Misaotra ry Andrarezina
Zozoro (
18/09/2008 20:52)
Miara misaotra sy mankasitraka an'ilay Andrarezina isika.
Misaotra Pissoa
Misaotra Pissoa
winner (
27/11/2008 17:12)
Nahasolo hevitra tsy mbola voalazanay ho an'i Rado izany tonokalo izany ka miombona tanteraka @ zany izahay
