Hevitra momba ny Ny reny

Hiverina amin'ny Ny reny
raims randriamalala ( 12/08/2019 14:35)
mba kosa ianao zany tamin'ny mbola kely ny ahy zao dada no tena haiko nanonona voalohany ko! hahaha, na izany aza mahafinaritra ny tononkalonao ko
raims randriamalala ( 12/08/2019 14:36)
dia tamin'ny 1929 izany izy ity no nosoratana r'ise, hahaha
hery ( 13/08/2019 15:17)
Tononkalon'i R. Manoela io fa i jantina no nampiditra azy.
R. Manoela dia mpanoratra niaraka tamindry JJ Rabearivelo ka rariny raha tamin'ny 1929 ilay tononkalo :-)

raims randriamalala ( 13/08/2019 15:28)
hay ve, tena tsy fantatro mihitsy izany mpanoratra izany aho a, misaotra hery a, gaga mantsy ko, hihihi
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096