Hevitra momba ny Lamaodim-behivavy !
Hiverina amin'ny Lamaodim-behivavy !
rhina (
14/10/2013 13:14)
hoy ny mamako zai rehefa avy teny Analakely izahay indray andro. Tena gaga aho fa tena tsy misy vehivavy manao jupe intsony zani amin'izao fotoana izao. Dia tena antitra sy tsy manaradamaody zani zao no fiheveran'ny olona ahy hoy izy. Nihomehy aho no sady nilaza taminy hoe maro amin'ireny itanao ireny anie no manao lamaody tsy manendrika azy akory é!!! saingy atao ahoana fa andron'ny fahalalahana izao. :)
