Hevitra momba ny ny alina

Hiverina amin'ny ny alina
raims randriamalala ( 29/07/2019 14:03)
Misy teny hoe tsimaintsy mitambatra ve dia amin'ny fotoana inona azafady? fa mbola tsy nahita aho
hery ( 31/07/2019 20:04)
tsimisy :-p
hery ( 31/07/2019 20:05)
Fanitsiana tsipelina vitsivitsy:

- Tsy maintsy fa tsy "Tsimaintsy"
- Hakamoana fa tsy "akamoana"
raims randriamalala ( 13/08/2019 15:30)
:) , mankasitraka hery a! raha ny hoe besinimaro no mety misy e, :p
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104